Tao anaty tolona - OR'MAROLOKO

Поделиться
HTML-код
  • Опубликовано: 10 апр 2025
  • Ho fahatsiarovana ireo maherifon'ny firenena sy ny tolona natrehan'izy ireo dia manolotra ity hira ity izahay : "𝑇𝐴𝑂 𝐴𝑁𝐴𝑇𝑌 𝑇𝑂𝐿𝑂𝑁𝐴" . Noforoin'i Andriamatoa Zacharie Razafindralamambo.
    Misaotra manokana ny fianakaviana namela ana hiangaly izany sagan'asany izany.
    Mamiliva Randriamihajasoa Lokanga I
    Vololona Randriamihajasoa Lokanga II
    Miantsa Randriamihajasoa Lokanga III
    Tsanta Randriamihajasoa Lokanga IV
    Lala Andriantsitohaina Sodina
    Kaloina Randriamihajasoa Sodina
    Razafindramoïzana Ako Hasiniaina Vaiha
    Mihainoa finaritra tompoko, ary enganie mba tena ho velona ao anatintsika tsirairay avy tokoa ny fitiavana ity tanindrazana iombonana ity

Комментарии • 15

  • @evelynerazafisoa7274
    @evelynerazafisoa7274 12 дней назад

    Tena tiko. Tsarabe❤❤❤
    Mankasitraka e!

  • @raryrary127
    @raryrary127 Месяц назад +1

    Mahafaly ny mozikanareo ary ny mahita anareo tanora miventy ny hirantsika. Mahavelom-panantenana !

  • @ravmbodysalaka4714
    @ravmbodysalaka4714 Месяц назад +1

    Lafatra

  • @dinarakotozafy8812
    @dinarakotozafy8812 Год назад +1

    Tiko ery izy izany, tena kanto. Indrindra ny feon'ny valiha sy ny sodina 🌻🌻🌻 Misaotra anareo Or Maroloko ♥♥♥

  • @andriamaholisonrousseljack9358
    @andriamaholisonrousseljack9358 Год назад +1

    Tsy mbola nisy mozika nampilatsaka ny ranomasoko raha tsy ity nataonareo ity... C'est trop fort, ho an'ny Tanindrazana

  • @dimbiarimananarambelofiana1801
    @dimbiarimananarambelofiana1801 2 года назад +1

    Misaotra anareo fa tena tsara mampitombo ny fitiavan-tanindrazana mintsy an

  • @jaonarazafitseheno5151
    @jaonarazafitseheno5151 2 года назад +1

    Tena tsara, mankasitraka indrindra ary mampirisika anareo hanao ny kanto hatrany fa mahafinaritra sy mahavelom-bolo no sady meva ny kanto asehonareo. Tohizo ary mamokara betsaka hatrany fa satr foana hiaino ny mozika lalaovinareo.

  • @RicoRaharijaona
    @RicoRaharijaona 7 месяцев назад

    😭😭

  • @brunorazaf2755
    @brunorazaf2755 3 года назад +1

    Misaotra indrindra fa tena ,manome Voninahitra ny Firenena no sady henin-kaja ireo nitolona hoan ny Fahafahan i Madagasikara. Henin-kaja koa ny mapmoron-kira. Mankafy ity OR''MAROLOKO fa tsy vitan ny hoe mitazona ny maha-Malagasy fa mbola mihezaka manatsara ny Mozika @ hendriny rehetra.. Great Music from Madagascar by this fabulous family.

  • @radioplus3371
    @radioplus3371 Год назад +1

    merci letsy ihako a

  • @tanraza35
    @tanraza35 2 года назад +1

    💯❣ Tsara sady kanto tanteraka e !

  • @njandryelisonrovandriampar8406
    @njandryelisonrovandriampar8406 3 года назад +1

    Tsara loatra lay mélodie !

  • @gilbertsunee9927
    @gilbertsunee9927 2 года назад +1

    J'adore

  • @fitiavanarajaona8510
    @fitiavanarajaona8510 2 года назад +1

    😍😍

  • @rebeccaa6656
    @rebeccaa6656 11 месяцев назад +1

    c'est possible d'avoir la solfege pour le violoncelle?